forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
445 B
Markdown
8 lines
445 B
Markdown
|
# ny lovanao
|
||
|
|
||
|
Ity dia miresaka momba ny vahoakan'Andriamanitra toy ny hoe zavatra nolovain'Andriamanitra. DH: "ny fanananao" na "izay Anao"
|
||
|
|
||
|
# Meteza ho mpiandry ondriny ary hazony mandrakizay izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miresaka momba an'i Yaveh toy ny hoe mpiandry ondry Izy ary ny vahoaka no ondry. Ny mpiandry ondry dia mitondra ny ondry raha mila vonjy na fiarovana izany. DH: "Meteza ho toy ny mpiandry ondriny ka arovy izy mandrakariva ireo"
|