plt_tn/psa/023/005.md

20 lines
880 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Izao ny mpanoratra dia manambara ny hoe ahoana Andriamanitra no tahaka ny olona izay mandray vahiny ao an-tranony ary miaro azy.
# Manomana latabatra Ianao
Ny latabatra dia maneho hanim-py satria ny olona nametraka ny sakafo rehetyra teo ambony latabatra.
# eo amin'ny fanatrehan'ireo fahavaloko
Ny heviny eto dia ny mpanoratra tsy mba manahy ny amin'ireo fahavalony satria izy dia vahin'Andriamanitra omem-boninahitra ary dia voaaro amin'ny loza. DH: "na dia eo aza ny fanatrehan'ireo fahavaloko"
# nanosotra diloilo ny lohako
Indraindray ny olona mametraka diloilo eo amin'ny lohan'ireo vahininy mba hanomezam-boninahitra azy ireny.
# ny kapoakako feno dia feno
Eto ny kapoakan-divay izay mitobaka be dia maneho fitahiana marobe. DH: "Ianao mameno loatra ny kapoakako ka mitobatobaka izany" na "Ianao manome ahy fitahiana marobe"