# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Izao ny mpanoratra dia manambara ny hoe ahoana Andriamanitra no tahaka ny olona izay mandray vahiny ao an-tranony ary miaro azy. # Manomana latabatra Ianao Ny latabatra dia maneho hanim-py satria ny olona nametraka ny sakafo rehetyra teo ambony latabatra. # eo amin'ny fanatrehan'ireo fahavaloko Ny heviny eto dia ny mpanoratra tsy mba manahy ny amin'ireo fahavalony satria izy dia vahin'Andriamanitra omem-boninahitra ary dia voaaro amin'ny loza. DH: "na dia eo aza ny fanatrehan'ireo fahavaloko" # nanosotra diloilo ny lohako Indraindray ny olona mametraka diloilo eo amin'ny lohan'ireo vahininy mba hanomezam-boninahitra azy ireny. # ny kapoakako feno dia feno Eto ny kapoakan-divay izay mitobaka be dia maneho fitahiana marobe. DH: "Ianao mameno loatra ny kapoakako ka mitobatobaka izany" na "Ianao manome ahy fitahiana marobe"