plt_tn/psa/023/003.md

16 lines
622 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Mamelombelona ny aiko Izy
Ity midika fa Andriamanitra manao ny olona izay tsy manan-kery sy reraka ho mahery ary mitsahatra indray.
# mitarika ahy any amin'ny lala-marina Izy
Ny fampisehoana olona ny fomba fiaina araka an'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe mpiandry ondry mampiseho ho an'ny ondry ny lala-marina hizorana. DH: "Mampiseho ahy ny fomba fiaina marina Izy"
# noho ny amin'ny anarany
Ny andianteny hoe "ny anarany" eto dia manondro ny lazany. DH: "ho an'ny lazany" na "mba hanomezan'ny olona voninahitra Azy"