forked from WA-Catalog/plt_tn
40 lines
1.5 KiB
Markdown
40 lines
1.5 KiB
Markdown
|
# Nararaka tahaka ny rano aho
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny momba ny fahatsapana reraka tenteraka sy malemy toy ny hoe rano araraka avy ao anaty siny.
|
||
|
|
||
|
# nipitsoka ny taolako rehetra
|
||
|
|
||
|
"miala amin'ny fitoerany avokoa ireo taolako." Angamba ao anaty karazana fangirifiriana amin'ny nofo ny mpanoratra. Na mety miteny fanaintainana ara-pihetsem-po izy toy ny hoe fangirifiana ara-nofo.
|
||
|
|
||
|
# Tahaka ny savoka ny foko ... anaty
|
||
|
|
||
|
Singa malefaka miempo amina hafanana ambany.
|
||
|
|
||
|
# savoka
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny momba ny tsy fananana faharisihana intsony toy ny hoe ny fony miempo tahaka ny savoka. Ny "fo" eto dia midika "faharisihana."
|
||
|
|
||
|
# ao anatiko
|
||
|
|
||
|
"ny ao anatiko ao"
|
||
|
|
||
|
# Maina tahaka ny vilany tany ny heriko
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny momba ny fahatsapana malemy toy ny hoe ny heriny tahaka ny vilany tany maina izaymora vaky.
|
||
|
|
||
|
# vilany tany
|
||
|
|
||
|
Zavatra vita amin'ny tanimanga nandrahoana izay azo ampiasaina ao an-trano.
|
||
|
|
||
|
# miraikitra amin'ny lanilaniko ny lelako
|
||
|
|
||
|
"miraikitra ao amin'ny tampon'ny vavako ny lelako." Mety hoe mamaritra ny hetahetany ivelany ny mpanoratra. Na angamba izy manohy miresaka momba ny maha malemy toy ny hoe izy maina tanteraka.
|
||
|
|
||
|
# Nampandry ahy teo amin'ny vovoky ny fahafatesana Ianao
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho hevitry ny hoe "vovoky ny fahafatesana" dia 1) manodnro olona mivadika ho vovoka aorian'ny fahafatesana izany. DH: "Mby hamela ahy ho faty Ianao ka hody vovoka" na 2) fomba itenenana momba ny fasana izany, izay midika fa Andriamanitra no manao ny mpanoratra ho faty. DH: "Nampandry ahy ao amin'ny fasako Ianao"
|
||
|
|
||
|
# Nampandry ahy Ianao
|
||
|
|
||
|
Ny "Ianao" dia manondro an'Andriamanitra.
|