plt_tn/psa/020/005.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hifaly amin'ny fandresenao izahay
Ny "izahay" eto dia manondro ny vahoaka. Hifaly amin'ny fandresen'ny mpanjaka izy ireo.
# amin'ny anaran'Andriamanitray
Ny "anarana" eto dia midika voninahitra na laza. DH: "amin'ny voninahitr'Andriamanitray" na "ho an'ny lazan'Andriamanitray"
# hanangananay faneva
"hanangananay saina" na "hanandratanay faneva"
# Hanome izay fangatahanao rehetra
"hanome anao izay rehetra angatahanao aminy"
# ankehitriny
Io teny io eto dia ampiasaina ho mari-piatoana ao amin'ny salamo. mampiampita ny fitenenan'ny vahoaka mankany amin'ny fitenenan'ny mpanjaka izany.
# Fantatro
Ny mpisolo tena tampisaka "o" dia mety ho manondro ny mpanjaka izay miteny eto amin'ity ampahany ity.
# ny olom-boahosony ... hamaly azy ... manavotra azy
Ny mpanjaka dia miresaka momba ny tenany amin'ny mpisolotena fahatelo. Izany dia azo ambara amin'ny mpisolotena voalohany. DH: "izaho, olom-boahosony ... hamaly ahy ... manavotra ahy"
# avy any an-danitra masiny
Andriamanitra dia monina any an-danitra ary koa ao an-tempolin'i Jerosalema.
# amin'ny herin'ny tanany havanana izay afaka manavotra azy
Ny tanana ankavanan'Andriamanitra dia amneho ny heriny hanavotra ny mpanjaka. DH: "amin'ny heriny lehibe dia hamonjy azy Izy.