forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
808 B
Markdown
16 lines
808 B
Markdown
|
# ny ampingan'ny famonjenao
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra eto dia miteny ny fiarovan'Andriamanitra toy ny hoe ampinga izany. Ny anarana "famonjena" dia azo ambara amin'ny matoateny "mamonjy." DH: "ny famonjenao ka namonjy ahy"
|
||
|
|
||
|
# ny tananao ankavanana ... ny fankasitrahanao
|
||
|
|
||
|
Ireo fiteny roa ireo dia sarinteny maneho an'Andriamanitra tenany.
|
||
|
|
||
|
# toerana mikodàna ho an'ny tongotro eo ambaniko
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra miteny ny fandriampahalemana izay novatsian'Andriamanitra toy ny hoe toerana mikodàna ho azy mba hitsanganana. DH: "toerana azo antoka ho ahy"
|
||
|
|
||
|
# tsy hampibolisatra ny tongotro
|
||
|
|
||
|
Ny "tongotro" eto manondro ilay olona. Ny mpanoratra manondro ny fandriampahaleman'Andriamanitra toy ny hoe izy nitsangana teo amin'ny toerana izay tsy mba hampibolisatra na handavo azy. DH: "tsy nampibolisatra ahy" na "hahatsara ahy"
|