plt_tn/psa/018/020.md

12 lines
523 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nadio ny tanako
Ny fananana "tanana madio" midika fa tsy manan-tsiny amin'ny fanaovan-dratsy ny olona iray. DH: "tsara avokoa ny asako rehetra"
# izaho efa nitandrina ireo lalan'i Yaveh
Ny lalàn'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe lalana izay tokony alehan'ny olona. DH: "Izaho efa nankatò ny lalàn'i Yaveh" (UDB)
# tsy nania tamin'Andriamanitro
Ny maha ratsy eto dia lazaina toy ny hoe olona niala tamin'ny lala-marina ary nandray ny lalan-diso. DH: "tsy nanao tamim-paharatsiana amin'ny fialana tamin'Andriamanitro"