# nadio ny tanako Ny fananana "tanana madio" midika fa tsy manan-tsiny amin'ny fanaovan-dratsy ny olona iray. DH: "tsara avokoa ny asako rehetra" # izaho efa nitandrina ireo lalan'i Yaveh Ny lalàn'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe lalana izay tokony alehan'ny olona. DH: "Izaho efa nankatò ny lalàn'i Yaveh" (UDB) # tsy nania tamin'Andriamanitro Ny maha ratsy eto dia lazaina toy ny hoe olona niala tamin'ny lala-marina ary nandray ny lalan-diso. DH: "tsy nanao tamim-paharatsiana amin'ny fialana tamin'Andriamanitro"