forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
377 B
Markdown
8 lines
377 B
Markdown
|
# Tonga nanohitra ahy izy ireo
|
||
|
|
||
|
Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo fahavalo matanjaka ao amin'ny andininy 17.
|
||
|
|
||
|
# Tonga nanohitra ahy izy ireo tamin'ny androm-pahoriako fa Yaveh no nanohana ahy
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "fahoriana" dia mamaritra toetoetran'ny olona izay manana olana maro. DH: "Fahavalo matanjaka no nanafika ahy tamin'ny andro izay nananako fahoriana, fa Yaveh niaro ahy"
|