# Tonga nanohitra ahy izy ireo Eto ny "izy ireo" dia manondro ireo fahavalo matanjaka ao amin'ny andininy 17. # Tonga nanohitra ahy izy ireo tamin'ny androm-pahoriako fa Yaveh no nanohana ahy Ny teny hoe "fahoriana" dia mamaritra toetoetran'ny olona izay manana olana maro. DH: "Fahavalo matanjaka no nanafika ahy tamin'ny andro izay nananako fahoriana, fa Yaveh niaro ahy"