plt_tn/psa/014/005.md

20 lines
766 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tora-kovitra izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ireo izay manao zava-dratsy.
# Andriamanitra dia momba ny fiangonana marina
Ny milaza fa "Andriamanitra dia momba" ireo izay marina dia midika fa mamonjy azy ireo Izy. Azo ambara mazava izany ao amin'ny dika-teny. DH: "Andriamanitra mamonjy izay manao amim-pahamarinana" (UDB) na "Andriamanitra mamonjy izay manao zavatra tsara"
# Ianao maniry
Ny teny hoe "ianao" eto dia manondro ireo olo-dratsy.
# ny hampamenatra ny olona mahantra
"ny hanao ny olona mahantra hahatsiaro menatra"
# na dia Yaveh aza no fialofany
Izany dia milaza ny fiarovana izay atolotr'i Yaveh toy ny hoe fialofana hahafahan'ny olona tadiavina ao amin'ny tafio-drivotra Izy. DH: "Tahaka ny fialofana fiarovana ho azy i Yaveh"