plt_tn/psa/005/001.md

36 lines
950 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# ampiarahana amin'ny zava-maneno tsofina
"Ity hira ity dia tokony hampiarahana amin'ny olona mitsoka zava-maneno tsofina."
# Salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# Henoy ny antsoko Aminao
Izany dia antso vonjy. DH: "Henoy aho raha miantso vonjy aminao ankehitriny"
# ireo sentoko
Feo mora avoakan'ny olona rehefa mijaly izy
# mandre ny tarainako Ianao amin'ny maraina ... mitondra ny fiangaviako Aminao aho amin'ny maraina
Ireo andianteny roa ireo dia mitovy dika tanteraka.
# mitondra ny fiangaviako Aminao aho
"Hanao ny fangatahako aho" na "Hangataka Aminao izay zavatra ilaiko aho"
# manantena
"mirary"