# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo. # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # ampiarahana amin'ny zava-maneno tsofina "Ity hira ity dia tokony hampiarahana amin'ny olona mitsoka zava-maneno tsofina." # Salamo nataon'i Davida Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida. # Henoy ny antsoko Aminao Izany dia antso vonjy. DH: "Henoy aho raha miantso vonjy aminao ankehitriny" # ireo sentoko Feo mora avoakan'ny olona rehefa mijaly izy # mandre ny tarainako Ianao amin'ny maraina ... mitondra ny fiangaviako Aminao aho amin'ny maraina Ireo andianteny roa ireo dia mitovy dika tanteraka. # mitondra ny fiangaviako Aminao aho "Hanao ny fangatahako aho" na "Hangataka Aminao izay zavatra ilaiko aho" # manantena "mirary"