forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
|
# Mitsangàna
|
||
|
|
||
|
Davida miteny ny fanombohana hanao zavatra ho mitsangana. DH: "Mihetseha" na "Manova zavatra"
|
||
|
|
||
|
# hamely ireo fahavalo rehetra ... hamotika ny nifin'ireo ratsy fanahy
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny ireo dia milaza zavatra tena mitovy. Ilay andianteny "ireo fahavaloko" sy "ireo ratsy fanahy" dia manondro vondron'olona mitovy ihany.
|
||
|
|
||
|
# Fa hamely ireo fahavalo rehetra eo amin'ny valanorano Ianao
|
||
|
|
||
|
Izany no fomba iray haniratsirana olona. Davida dia miteny toy ny hoe Yaveh tenany mihitsy no tonga ka mamely ireo fahavalony. DH: "Fa Ianao no haniratsira ny fahavaloko rehetra tahaka ny olona mamely azy ireo eo amin'ny valanoranony"
|
||
|
|
||
|
# hamotika ny nifin'ireo ratsy fanahy Ianao
|
||
|
|
||
|
Ny biby dia mamely amin'ny nify. Ny famakiana ny nifiny dia manala ny fahefany hamely. Davida miteny toy ny hoe Yaveh tenany mihitsy no tonga ka miady amin'ny ratsy fanahy. DH: "Hanao ny ratsy fanahy ho tsy afa-mamely ahy Ianao, tahaka ny olona mamaky ny nifin'ny biby masiaka"
|
||
|
|
||
|
# Avy amin'i Yaveh ny famonjena
|
||
|
|
||
|
Ny anarana fintina "famonjena" dia azo lazaina amin'ny matoanteny "mamonjy." DH: "Yaveh mamonjy ny olony"
|