forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
927 B
Markdown
20 lines
927 B
Markdown
|
# Manokatra ny vavany amin'ny fahendrena
|
||
|
|
||
|
Ny fanokafana ny vavany dia ilazana ny fitenenana. Ny anarana hoe "fahendrena " dia azo adika amin'ny endrika tambinteny na mpamari-toetra. DH: "miteny am-pahendrena izy" na "milaza teny hendry izy"
|
||
|
|
||
|
# eo amin'ny lelany ny lalàn'ny hatsaram-panahy
|
||
|
|
||
|
Ny andian-teny hoe "eo amin'ny lelany" dia ilazana ny fitenenana, satria isan'ny momba ny vava ny lela. Ny andian-teny hoe "ny lalàn'ny hatsaram-panahy" dia ilazana ny fampianarana ny olona ho tsara fanahy. DH: "mampianatra ny olona ho tsara fanahy izy"
|
||
|
|
||
|
# Miambina ny lalan'ny ankohonany
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "lalana" dia ilazana ny fomba fiainan'ny olona. DH: "ataony azo antoka fa miaina amin'ny fomba ankasitrahan'Andriamanitra ny ankohonany"
|
||
|
|
||
|
# tsy mihinana ny mofon'ny fahalainana
|
||
|
|
||
|
Ny hoe "mihinana ny mofon'ny" zavatra iray dia midika fanaovana zavatra iray. DH: "tsy malaina izy"
|
||
|
|
||
|
# fahalainana
|
||
|
|
||
|
tsy manao na inona na inona sady kamo
|