plt_tn/pro/27/05.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aleo anatra ampahibemaso
Ny anarana hoe "anatra" dia azo ambara amin'ny matoanteny "anarina." DH: "aleo anarina ampahibemaso"
# toy izay fitia afenina
"toy izay fitia tsy aseho ampahibemaso." Ny anarana hoe "fitia" dia azo adika amin'ny endrika andian-teny misy matoanteny. DH: "toy izay tiavina an-kiafinafina"
# Mahatoky ny ratra ataon'ny namana
"Azo itokiana ny ratra ataon'ny namana." Ny teny hoe "ratra" eto dia ilazana ny fanaintainana sy ny alahelo izay tsapan'ny olona rehefa mibedy na mananatra ny namana.
# Mahatoky ny ratra ataon'ny namana
Ny fahamendreham-pitokisan'ny fibedezan'ny namana dia resahina toy ny hoe ilay alahelo ateraky ny fibedesany no azo itokisana. DH: "Na dia miteraka alahelo aza, dia azo itokisana ny fibedesan'ny namana"
# fa ny fahavalo dia mety hanoroka mitafotafo anao
Azo atao mazava tsara fa ny oroky ny fahavalo dia tsy azo atokisana. DH: "fa ny oroky ny fahavalo mitafotafo dia tsy azo itokisana" na "fa mety hitady hamitaka anao amin'ny fanorohana mitafotafo anao ny fahavalo"
# mitafotafo
"be loatra"