plt_tn/pro/26/01.md

16 lines
717 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tahaka ny oram-panala amin'ny lohataona na ranon' orana amin'ny taom-pijinjana
Amin'ny tena izy dia tsy milatsaka amin'ny lohataona ny rano mandry ary ny orana dia tsy milatsaka amin'ny taom-pijinjana. Azo atao mazava tsara io. DH: "Tahaka ny maha tena hafahafa ny fisian'ny ranomandry amin'ny lohataona na ny orana amin'ny taom-pijinjana"
# no tsy hidinan'ny ozona tsy mendrika
Ny ozona izay tsy mahavoa ny olona dia resahina toy ny hoe vorona izay tsy nipetraka izany. DH: "toy izany no tsy hidinan'ny ozona tsy mendrika amin'ny izay kendreny"
# ozona tsy mendrika
Io dia azo adika hoe DH: "ozona eo amin'ny olona izay tsy mendrika izany"
# hidinan'ny
mipetraka eo amin'ny olona na eo amin'ny zavatra iray