# Tahaka ny oram-panala amin'ny lohataona na ranon' orana amin'ny taom-pijinjana Amin'ny tena izy dia tsy milatsaka amin'ny lohataona ny rano mandry ary ny orana dia tsy milatsaka amin'ny taom-pijinjana. Azo atao mazava tsara io. DH: "Tahaka ny maha tena hafahafa ny fisian'ny ranomandry amin'ny lohataona na ny orana amin'ny taom-pijinjana" # no tsy hidinan'ny ozona tsy mendrika Ny ozona izay tsy mahavoa ny olona dia resahina toy ny hoe vorona izay tsy nipetraka izany. DH: "toy izany no tsy hidinan'ny ozona tsy mendrika amin'ny izay kendreny" # ozona tsy mendrika Io dia azo adika hoe DH: "ozona eo amin'ny olona izay tsy mendrika izany" # hidinan'ny mipetraka eo amin'ny olona na eo amin'ny zavatra iray