plt_tn/pro/24/21.md

16 lines
486 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# Matahora
fanajana lalina sy fahagagana amin'ny fahefan'ny olona iray
# iza no mahalala hoe hatraiza ny faharavana izay ho tonga amin'izy roa
Mametraka io fanontaniana io ny mpanoratra mba hanamafisana ny loza. DH: "tsy misy mahalala hoe hatraiza ny fandravana avy amin'izy roa"
# izy roa
manondro an'i Yaveh sy ny mpanjaka ireo teny ireo