# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # Matahora fanajana lalina sy fahagagana amin'ny fahefan'ny olona iray # iza no mahalala hoe hatraiza ny faharavana izay ho tonga amin'izy roa Mametraka io fanontaniana io ny mpanoratra mba hanamafisana ny loza. DH: "tsy misy mahalala hoe hatraiza ny fandravana avy amin'izy roa" # izy roa manondro an'i Yaveh sy ny mpanjaka ireo teny ireo