plt_tn/pro/24/01.md

16 lines
404 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# ny fon'izy ireo
Ny teny hoe "ny fon'izy ireo" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "izy ireo"
# ny molotr'izy ireo
Ny teny hoe "ny molotr'izy ireo" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "izy ireo"
# milaza fahoriana
"miresaka momba ny fanisiana ratsy" na "miresaka momba ny famoronana olona"