# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20). # ny fon'izy ireo Ny teny hoe "ny fon'izy ireo" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "izy ireo" # ny molotr'izy ireo Ny teny hoe "ny molotr'izy ireo" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "izy ireo" # milaza fahoriana "miresaka momba ny fanisiana ratsy" na "miresaka momba ny famoronana olona"