plt_tn/pro/21/11.md

32 lines
719 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Rehefa faizina ny mpaniratsira
Io dia azo atao hoe DH: "Rehefa misy manafay ny mpaniratsira"
# kely saina
"tsy manan-traikefa" na "tsy matotra"
# ny mpaniratsira
"ny olona maniratsira ny hafa"
# rehefa anarina ny olona hendry
io dia azo atao hoe DH: "rehefa misy mampianatra ny hendry"
# hihazona fahalalana
Eto ny fahalalana dia resahina toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona samborina ka hazoniny ho azy ihany.
# marina
Ireo mety ho heviny dia 1) izay olo-marina rehetra na 2) "Yaveh ilay iray izay marina."
# Mandinika
"mitandrina tsara ny"
# mitondra ny olona ratsy fanahy ho amin'ny loza izy
Eto ny loza dia resahina toy ny hoe toerana izay afaka itondrana olona iray. DH: "mamotika azy ireo izy"