# Rehefa faizina ny mpaniratsira Io dia azo atao hoe DH: "Rehefa misy manafay ny mpaniratsira" # kely saina "tsy manan-traikefa" na "tsy matotra" # ny mpaniratsira "ny olona maniratsira ny hafa" # rehefa anarina ny olona hendry io dia azo atao hoe DH: "rehefa misy mampianatra ny hendry" # hihazona fahalalana Eto ny fahalalana dia resahina toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona samborina ka hazoniny ho azy ihany. # marina Ireo mety ho heviny dia 1) izay olo-marina rehetra na 2) "Yaveh ilay iray izay marina." # Mandinika "mitandrina tsara ny" # mitondra ny olona ratsy fanahy ho amin'ny loza izy Eto ny loza dia resahina toy ny hoe toerana izay afaka itondrana olona iray. DH: "mamotika azy ireo izy"