plt_tn/pro/20/09.md

16 lines
665 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Iza no afaka miteny hoe: "Efa nihazona ny foko hadio aho; afaka amin'ireo otako ve aho"?
Ny valinteny ambadik'io fanontaniana io dia hoe "Tsy misy afaka milaza izany." Io fanontaniana fampisainana io dia azo atao amin'ny endrika fanambarana an-tsoratra. DH: "Tsy misy afaka milaza fa madio ny fony ary afaka amin'ny fahotany izy"
# ny foko
Eto dia amin'ny "fony" no iresahana ny olona iray mba hanindriana ny amin'ny eritreriny sy ny faniriany. DH: "ny tenako"
# hadio
Ny olona izay raisin'Andriamanitra ho azo ekena ara-panahy dia resahina toy ny hoe madio ara-batana ilay olona.
# afaka amin'ireo otako ve aho
"tsy misy fahotana aho" na "tsy nanota aho"