plt_tn/pro/17/05.md

20 lines
605 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny malahelo
Manondro ireo olo-mahantra io. DH: "ireo izay mahantra"
# ny Mpahariny
Io anarana io dia manondro an'i Yaveh. Anarana ambadika izay azo adika amin'ny endrika matoanteny koa io. DH: "ilay nahary azy"
# amin'ny fahavoazana
Ilazana ny fahavoazan'ny hafa io. DH: "amin'ny fahavoazan'ny hafa" na "amin'ny fahorian'olon-kafa"
# Satro-boninahitry ny
Io dia miresaka momba ny zafin'ny olona nahazo taona izay mariky ny voninahiny toy ny hoe satro-boninahitra. DH: "mitondra voninahitra sy haja"
# ny antitra
Ilazana ireo nahazo taona io. DH: "ireo izay efa nahazo taona" na "olona antitra"