# ny malahelo Manondro ireo olo-mahantra io. DH: "ireo izay mahantra" # ny Mpahariny Io anarana io dia manondro an'i Yaveh. Anarana ambadika izay azo adika amin'ny endrika matoanteny koa io. DH: "ilay nahary azy" # amin'ny fahavoazana Ilazana ny fahavoazan'ny hafa io. DH: "amin'ny fahavoazan'ny hafa" na "amin'ny fahorian'olon-kafa" # Satro-boninahitry ny Io dia miresaka momba ny zafin'ny olona nahazo taona izay mariky ny voninahiny toy ny hoe satro-boninahitra. DH: "mitondra voninahitra sy haja" # ny antitra Ilazana ireo nahazo taona io. DH: "ireo izay efa nahazo taona" na "olona antitra"