plt_tn/pro/16/23.md

24 lines
1016 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny fon'ny olon-kendy manome
Eto ny ''fo'' dia maneho ny saina aman'eritreritra. DH: "Ny fihevitry ny olon-kendry manome"
# manome saina ny vavany
Eto ny teny hoe "vava" dia sarinteny ilazana ny teny. DH: "mahendry ny teniny"
# ny molony
Eto ny teny hoe "molotra" dia sarinteny ilazana ny teny. DH: "izay lazainy"
# Tohon-tantely ny teny mahafinaritra
Ny teny mahafinaritra izay afaka mitondra fy amin'ny mpihaino dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe tohon-tantely mitete tantely vaovao. DH: "Ny teny mahafinaritra dia tahaka ny tohon-tantely"
# mamy amin'ny fanahy
Ny mety hoe hevitry ny teny hoe "fanahy" dia 1) maneho ny faniriana ao anatin'ny olona iray sy ny fahafinaretany io. DH: "mamy ampy hampifaly ny olona iray" na 2) mety hidika izany hoe "tenda" ary sarinteny ilazana ny lelan'ny olona iray sy ny fahafahana mahare tsiro. DH: "mamy amin'ny fahatsapan'ny olona"
# fanasitranana ho an'ny taolana
Eto ny teny hoe "taolana" dia maneho ny vatan'ny olona iray. DH: "fanasitranana ho an'ny vatana"