plt_tn/pro/16/05.md

16 lines
629 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny olona rehetra izay manana fo miavonavona
Eto ny teny hoe "fo" dia maneho ilay olona. DH: "miavonavona avokoa ny olon-drehetra"
# tsy ho afa-maina ireny
Io dia azo atao hoe DH: "Hanafay azy ireo tokoa Yaveh"
# Amin'ny tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisana no hanavotana amin'ny heloka
Io dia azo atao hoe DH: "Yaveh no manavotra amin'ny heloka amin'ny alalan'ny tsy fivadiham-panekena sy ny fahamendreham-pitokisana"
# hialan'ny olona amin'ny ratsy
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe miala amin'ny ratsy ny olona izay tsy manao zavatra ratsy intsony. DH: "mitsahatra amin'ny fanaovana zava-dratsy ny olona"