# ny olona rehetra izay manana fo miavonavona Eto ny teny hoe "fo" dia maneho ilay olona. DH: "miavonavona avokoa ny olon-drehetra" # tsy ho afa-maina ireny Io dia azo atao hoe DH: "Hanafay azy ireo tokoa Yaveh" # Amin'ny tsy fivadiham-panekena sy fahamendreham-pitokisana no hanavotana amin'ny heloka Io dia azo atao hoe DH: "Yaveh no manavotra amin'ny heloka amin'ny alalan'ny tsy fivadiham-panekena sy ny fahamendreham-pitokisana" # hialan'ny olona amin'ny ratsy Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe miala amin'ny ratsy ny olona izay tsy manao zavatra ratsy intsony. DH: "mitsahatra amin'ny fanaovana zava-dratsy ny olona"