plt_tn/pro/15/17.md

24 lines
834 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# sakafo misy anana
Ny anana dia entina ilazana fisakafoana kely izay kely dia kely no hohanina. DH: "sakafo kely" na "hanina kely dia kely"
# izay misy fitiavana
Ny teny hoe "fitiavana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "izay ifankatiavan'ny olona"
# omby mifahy aroso amim-pankahalana
Io dia azo adika hoe DH: "omby mifahy izay aroson'ny olona iray amim-pankahalana"
# omby mifahy
Entina ilazana ny omby izay nofahanana sakafo be dia be mba hatavy io. Eto io dia maneho fisakafoana mafilotra na fety. DH: "fisakafoana mafilotra" na "fety"
# amim-pankahalana
Ny teny hoe "fankahalana" dia azo adika amin'ny andian-teny misy matoanteny. DH: "izay ifankahalan'ny olona"
# manetsika ady
Ny mampiady olona bebe kokoa dia resahina toy ny hoe manetsika na mamoha fifandirana izany. DH: "mahatonga ny olona hiady bebe kokoa"