# sakafo misy anana Ny anana dia entina ilazana fisakafoana kely izay kely dia kely no hohanina. DH: "sakafo kely" na "hanina kely dia kely" # izay misy fitiavana Ny teny hoe "fitiavana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "izay ifankatiavan'ny olona" # omby mifahy aroso amim-pankahalana Io dia azo adika hoe DH: "omby mifahy izay aroson'ny olona iray amim-pankahalana" # omby mifahy Entina ilazana ny omby izay nofahanana sakafo be dia be mba hatavy io. Eto io dia maneho fisakafoana mafilotra na fety. DH: "fisakafoana mafilotra" na "fety" # amim-pankahalana Ny teny hoe "fankahalana" dia azo adika amin'ny andian-teny misy matoanteny. DH: "izay ifankahalan'ny olona" # manetsika ady Ny mampiady olona bebe kokoa dia resahina toy ny hoe manetsika na mamoha fifandirana izany. DH: "mahatonga ny olona hiady bebe kokoa"