plt_tn/pro/14/05.md

16 lines
436 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mamoaka lainga
Io hevitra ambadika io dia mampiasa ny hoe "mamoaka" mba hanehoana ny fandaingana tsy tapaka. DH: "mandainga tsy tapaka." Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 6:17.
# fa tsy mahita
"ary tsy eo ny fahendrena" na "tsy hahita fahendrena izy"
# tonga mora foana amin'izay
"mora hitan'ny" na "azony tsy amin'ny fahasarotana"
# izay manan-tsaina
"izay hendry" na "olona izay manana fahazavan-tsaina"