# mamoaka lainga Io hevitra ambadika io dia mampiasa ny hoe "mamoaka" mba hanehoana ny fandaingana tsy tapaka. DH: "mandainga tsy tapaka." Jereo ny fomba nandikanao io andian-teny io ao amin'ny 6:17. # fa tsy mahita "ary tsy eo ny fahendrena" na "tsy hahita fahendrena izy" # tonga mora foana amin'izay "mora hitan'ny" na "azony tsy amin'ny fahasarotana" # izay manan-tsaina "izay hendry" na "olona izay manana fahazavan-tsaina"