plt_tn/pro/12/19.md

12 lines
409 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny molotra marina dia maharitra mandrakizay
Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Maharitra mandrakizay ny olo-marina"
# fa ny lela mpandainga kosa ho amin'ny fotoana fohy fotsiny ihany
Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "izay mandainga dia maharitra vetivety fotsiny ihany"
# mpanolo-tsaina
ireo izay manome tolo-kevitra ho tari-dalana amin'ny atao; mpanoro hevitra