# Ny molotra marina dia maharitra mandrakizay Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Maharitra mandrakizay ny olo-marina" # fa ny lela mpandainga kosa ho amin'ny fotoana fohy fotsiny ihany Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "izay mandainga dia maharitra vetivety fotsiny ihany" # mpanolo-tsaina ireo izay manome tolo-kevitra ho tari-dalana amin'ny atao; mpanoro hevitra