plt_tn/pro/12/03.md

16 lines
770 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny olona dia tsy ho tafatombina amin'ny faharatsiana
Io dia azo atao hoe DH: "Tsy hisy hilamina sy handry fahalemana amin'ny fanaovan-dratsy"
# tsy afaka hofongorana
Ny hoe "hofongorana" dia entina ilazana hoe hongotana avy amin'ny tany tahaka ny zava-maniry na hazo. DH: "dia tsy mihozongozona tahaka ny hazo lalim-paka"
# Ny vady mendrika dia satro-boninahitry ny vadiny
Ny satro-boninahitra dia maneho ny haja lehibe indrindra mety ho azon'ny olona. DH: "Ny vady tsara dia mariky ny voninahitra lehibe ho an'ny lehilahy."
# izay mitondra henatra dia toy ny aretina izay maha-lo ny taolany
Ny aretina izay maha-lo ny taolana dia maneho ny fahasimban'ny fiainan'ny olona iray. DH: "ny asa mahamenatra ataon'ny vady dia mamotika ny laza sy ny fifalian'ny lahy"