plt_tn/pro/10/10.md

24 lines
761 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mipi-maso
Ny hoe "mipi-maso" dia entina ilazana famantarana miafina ny amin'ny maha-lozabe amin'ny olona iray. DH: "Izao manao famantarana amin'ny fihetsika"
# hazera
Ny olona izay rava dia resahina toy ny hoe nazera izy. DH: "hamotika azy ny hafa"
# Ny vavan'ny olona marina
"Ny tenin'ny olo-marina"
# dia loharanon'aina
Ny tenin'io olona io dia resahina toy ny hoe biby velona na olona arovana, tahaka ny ataon'ny rano eo amin'ny tany maina.
# ny vavan'ny ratsy fanahy
Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona. DH: "ny tenin'ny olona rasty fanahy"
# ny vavan'ny ratsy fanahy dia mandrakotra herisetra
Izany hoe, ohatra ny hoe milaza zavatra tsy maninona ny olona ratsy fanahy, kanefa mitetika ny hanao zavatra feno herisetra amin'ny olona hafa.