# mipi-maso Ny hoe "mipi-maso" dia entina ilazana famantarana miafina ny amin'ny maha-lozabe amin'ny olona iray. DH: "Izao manao famantarana amin'ny fihetsika" # hazera Ny olona izay rava dia resahina toy ny hoe nazera izy. DH: "hamotika azy ny hafa" # Ny vavan'ny olona marina "Ny tenin'ny olo-marina" # dia loharanon'aina Ny tenin'io olona io dia resahina toy ny hoe biby velona na olona arovana, tahaka ny ataon'ny rano eo amin'ny tany maina. # ny vavan'ny ratsy fanahy Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona. DH: "ny tenin'ny olona rasty fanahy" # ny vavan'ny ratsy fanahy dia mandrakotra herisetra Izany hoe, ohatra ny hoe milaza zavatra tsy maninona ny olona ratsy fanahy, kanefa mitetika ny hanao zavatra feno herisetra amin'ny olona hafa.