plt_tn/pro/01/10.md

16 lines
381 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mitady haningotra anao ho amin'ny fahotan'izy ireo
"mitady handresy lahatra anao hanota tahaka ny ataon'izy ireo"
# aza manaiky hanaraka azy
"lavo izy ireo" na "aza mihaino azy ireo"
# Raha hoy izy ireo hoe
Eto ilay miteny dia manome ohatra ny amin'ny izay mety hiezahan'ny mpanota hisintonana ny olona iray mba hataony.
# hikotrika
"miafina sady miandry ny fotoana mety"