# mitady haningotra anao ho amin'ny fahotan'izy ireo "mitady handresy lahatra anao hanota tahaka ny ataon'izy ireo" # aza manaiky hanaraka azy "lavo izy ireo" na "aza mihaino azy ireo" # Raha hoy izy ireo hoe Eto ilay miteny dia manome ohatra ny amin'ny izay mety hiezahan'ny mpanota hisintonana ny olona iray mba hataony. # hikotrika "miafina sady miandry ny fotoana mety"