forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
838 B
Markdown
24 lines
838 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Paoly dia miresaka ny momba ireo mpino Filipiana izay nanohana azy ara-bola ary dia mamarana amin'ny fankasitrahana sy saotra.
|
||
|
|
||
|
# ny hifaly
|
||
|
|
||
|
"mba ho afa-po" na "mba ho faly"
|
||
|
|
||
|
# amin'izay toe-java-miseho rehetra
|
||
|
|
||
|
"na inona na inona toe-javatra misy ahy"
|
||
|
|
||
|
# Fantatro ny hoe mahantra ary fantatro koa ny hoe manam-be
|
||
|
|
||
|
Paoly dia mahafantatra hoe ahoana ny miaina amim-pifaliana na manana na tsy manana fananana.
|
||
|
|
||
|
# Ny fihinanam-be sy ny hanoanana, ary ny hoe manam-be sy ny hoe ao anatin'ny tsy fahampiana
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny ireo dia mitovy ny heviny. Paoly dia mampiasa azy ireo mba hanasongadinana fa izy dia nianatra ny ho faly foana amin'izay zavatra miseho eo.
|
||
|
|
||
|
# Afaka manao ny zavatra rehetra aho amin'ny alalan'Ilay mampahery ahy.
|
||
|
|
||
|
"Afaka manao ny zava-drehetra aho satria manome hery ahy i Kristy"
|