plt_tn/oba/01/12.md

52 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny fampitàna amin'i Obadia ny hafany ho an'i Edoma i Yaveh.
# aza mifaly
"aza mifaly amin'ny" na "aza finaritra ny amin'ny"
# rahalahinao
Fomba iray hilazana ny zanakIsraely izy io satria mpirahalahy i Jakoba sy i Esao.
# andro
DH: "andro famaizana" na "fotoana famaizana."
# fahavoazana
"loza" na "korontana"
# amin'ny andro handringanana azy
"amin'ny andro handringanan'ny fahavalony azy"
# amin'ny andro hahitany loza
"noho ny fotoana nijaliany"
# fahavoazana ... loza ... faharavana
Ireo dia dikan-teny samy hafa ny teny mitovy iray. Tokony hampiasa teny iray ny mpandika teny entina handikana ireo teny telo rehetra ireo.
# amin'ny fahoriany
"noho ny zava-dratsy nanjo azy ireo"
# aza mandroba ny fananan'izy ireo
"aza maka ny harenany" na "aza mangalatra ny harenany"
# sampanan-dalana
toerana izay hifanenan'ny lalana roa
# mba handringana ireo mpandositra
"mba hamono ny zanak'Israely izay mitady handositra" na "mba hisambotra ireo izay mitady handositra"
# aza manome ny sisa tsy matiny
"aza misambotra ireo izay mbola velona ary manome azy ireo amin'ny fahavalony"