plt_tn/num/36/05.md

12 lines
294 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# tamin'ny tenin'i Yaveh
"araka izay nolazain'i Yaveh"
# Avelao izy ireo hanambady izay heveriny fa tsara
DH: "Aoka izy ireo hanambady izay tiany"
# nefa hanambady izay ao amin'ny fokon-drainy ihany izy ireo
DH: "nefa afaka manambady olona avy amin'ny fokon-drain'izy ireo ihany izy ireo"