# tamin'ny tenin'i Yaveh "araka izay nolazain'i Yaveh" # Avelao izy ireo hanambady izay heveriny fa tsara DH: "Aoka izy ireo hanambady izay tiany" # nefa hanambady izay ao amin'ny fokon-drainy ihany izy ireo DH: "nefa afaka manambady olona avy amin'ny fokon-drain'izy ireo ihany izy ireo"