forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
810 B
Markdown
12 lines
810 B
Markdown
|
# Aza lotoina amin'izany fomba izany ny tany izay onenanao, satria ny ràn'ny mpamono olona no mandoto ny tany
|
||
|
|
||
|
Ny fanaovana ny tany ho tsy eken'i Yaveh dia resahina toy ny hoe fandotoana ny tany ara-batana izany. DH: "Aza manao ny tany izay honenanareo ho tsy ekeko amin'izany fomba izany, satria avy amin'ny famonoana olona no mahatonga ny tany ho tsy ekeko"
|
||
|
|
||
|
# amin'izany fomba izany
|
||
|
|
||
|
Midika izany hoe amin'ny tsy fankatoavana ireo lalàna mahakasika ny olona iray izay mamono olona.
|
||
|
|
||
|
# Tsy misy fanavotana ho an'ny tany rehefa latsaka amin'ny tany ny rà, afa-tsy amin'ny ràn'izay nandatsaka izany
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny fotoana izay amonoin'ny olona iray olon-kafa. DH: "Rehefa misy olona mandatsa-drà ao amin'ny tany, dia ny famonoana ilay mpamono olona ihany no afaka hanaovana fanavotana ho an'ny tany"
|