plt_tn/num/31/48.md

20 lines
734 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mpifehy ny arivo
Ireo dia mpitari-tafika izay nibaiko mihoatra ny 1.000 lahy nefa latsaky ny 10.000 lahy. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 31:13.
# ny arivo...ny zato
Ny teny hoe "miaramila" dia efa fantatra. DH: "ny miaramila arivo...ny miaramila zato"
# ireo kapitenin'ny zato
Ireo dia mpitari-tafika izay nibaiko mihoatra ny 100 lahy nefa latsaky ny 1.000 lahy. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 31:13.
# Nisain'ireo mpanomponao
Manondro ny tenan'izy ireo amin'ny hoe "mpanomponao" ireo mpitarika. Io dia fomba mihaja hilazana ny olona iray izay manana fahefana lehibe kokoa.
# tsy misy na iray aza tsy ao
DH: "fantatray tokoa fa ao avokoa ny lehilahy rehetra"