# mpifehy ny arivo Ireo dia mpitari-tafika izay nibaiko mihoatra ny 1.000 lahy nefa latsaky ny 10.000 lahy. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 31:13. # ny arivo...ny zato Ny teny hoe "miaramila" dia efa fantatra. DH: "ny miaramila arivo...ny miaramila zato" # ireo kapitenin'ny zato Ireo dia mpitari-tafika izay nibaiko mihoatra ny 100 lahy nefa latsaky ny 1.000 lahy. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 31:13. # Nisain'ireo mpanomponao Manondro ny tenan'izy ireo amin'ny hoe "mpanomponao" ireo mpitarika. Io dia fomba mihaja hilazana ny olona iray izay manana fahefana lehibe kokoa. # tsy misy na iray aza tsy ao DH: "fantatray tokoa fa ao avokoa ny lehilahy rehetra"