plt_tn/num/28/06.md

20 lines
870 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay nodidiana tao an-Tendrombohitra Sinay
DH: "izay nandidian'i Yaveh teo an-Tendrombohitra Sinay"
# natao tamin'ny afo
DH: "izay nodoranao teo amin'ny alitara"
# iray ampahefatry ny hina
Ny "ampahefatra" dia midika hoe ampahany iray amin'ny zara efatra mitovy. Afaka soratana amin'ny famarana amin'izao fotoana izao izany. DH: "iray litatra" na "ampahefatry ny hina (izay efa ho 1 litatra)"
# Tsy maintsy ararakao eo amin'ny toerana masina ny fanatitra sotroina vita amin'ny zava-pisotro mahery ho an'i Yaveh
Io fehezanteny io dia manoritsoritra ny fanatitra sotroina izay ampanarahina ny zanak'ondry. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "Tsy maintsy fanatitra sotroina vita amin'ny zava-pisotro mahery izany ary tsy maintsy ararakao eo amin'ny toerana masin'i Yaveh"
# tahaka ilay natolotra
DH: "tahaka ilay iray izay nalototrao"